Financial Report March 2024 - March 2025
E.H.M. (changed to Moringa Association Madagascar)
ASSOTIATION ELSON HANITRA MADAGASCAR
(E.H.M)
Tatitry ny fanamarinana momba ny tatitra ara-bola
an'ny EHM- Fandaharanasa vatsian'ny REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA)
ho an'ny fe-potoana hatramin'ny
12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025
Jona 2025
E.H.M
Fanamarinana ara-bola(Audit Financier) ny E.H.M, fandaharan'asa novatsian'ny RCA vola.
Ho an'ny vanim-potoana nanomboka ny 12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025
Monsieur
President de la REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA)
Andriamatoa Filoha,
Araka ny fandraisan’andraikitry ny fanaraha-maso (Audit) dia nanao ny fanaraha-maso ny E.H.M (ELSON HANITRA MADAGASCAR) izahay, izay fandaharan’asa novatsian’ny RCA vola ho an’ny fe-potoana nanomboka ny 12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025.
Ity tatitra ity dia mitatitra ny vokatry ny fanaraha-maso nataonay:
- Izay mampiseho ny fanaraha-maso ara-bola ny EHM ho an'ny vanim-potoana ny 12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025.,
A. AUDIT FINANCIAL
1-Ny fijerena sy fanaraha-maso ny toe-bolam-bolan’ny E.H.M (ELSON HANITRA MADAGASCAR) nandritra ny 12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025.no nahafahanay namoaka ireto fehin-kevitra manaraka ireto momba ny tatitra ara-bola:
2-Nandritra io vanim-potoana io dia mitentina 243 682 195 ny vola azo ary mitentina MGA 244 104 740 ariary ny fandaniana satria nisy avance 422 545 ariary nataon’ny EHM.
3-Ny fandinihanay ny taratasim-bola sy ny fomba fiasa ao amin'ny EHM dia natao mifandraika amin'ny fanaraha-maso ny tatitra ara-bola mba hamaritana hoe hatraiza ny kalitaon'ny rafitra sy ny fomba fiasa ary ny fomba nampiharana azy ireo dia mety hisy fiantraikany amin'ny sehatry ny asa ilaina amin'ny fanamarinana ny kaontin'ny Tetikasa mandritra ny vanim-potoana dinihina.
4-Ny famakafakana ny rafitra sy ny fomba fitantanana syn y fomba fiasa dia nahafahanay nahita ny:
- Ny vola azo,
- Fitantanana sy fanaraha-maso ny vola,
- Fanaraha-maso ny fandaniana syn y asa vita.
5-Nandritra ny fandinihanay ny fitantanana sy ny fomba fiasa dia nanamarika izahay Ohatra tamin’ny CAMPENAL Maroakanga, eo amin’ny fividianana entana any Sambava sy ny fanarahamaso ny eo an-toerana dia tianay ny manolo-kevitra sy manantitrantitra ny maha-zava-dehibe ny fampiana olona iray manampy ny representant ny EHM mba hanamafisana ny rafitra fanaraha-maso anatiny sy hiantohana ny fahatokisana ny fitantanana ny entana na materiel..
Isaorana feno ny RCA mpamatsy vola ny EHM, ny ekipa feno fanoloran-tena tarihin’n’I Monsieur Maholy sy Monsieur Francel hatrany amin'ny fanatanterahana ny iraka.
Midera ny fiaraha-miasa mahomby amin'ny mpiara-miombon'antoka rehetra ary manamafy ny fahavononany hanohy ny ezaka fikarakarana ireo voafonja
Antananarivo, 27 Jona 2025
Mme RASOARIZAY Lalao Auditeur
TATITRA ARA-BOLA
ELSON HANITRA MADAGASCAR (EHM)
NY 12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025
TATITRA ARA-BOLA nanomboka ny 12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025
A-Ny andraikitry ny Fitantanana sy ireo Miandraikitra ny Fitantanana ny vola
Ny fitantanana dia tompon'andraikitra amin'ny fanomanana sy famelabelarana ara-drariny ny toe-draharaha ara-bola mifanaraka amin'ny "fenitra ara-bola amin'ny fandaharan'asa mandray soa avy amin'ny volan’ny RCA", ary amin'ny fanaraha-maso anatiny toy ny hitan'ny fitantanana fa ilaina ny fanomanana ny toe-javatra ara-bola izay tsy misy hadisoana, na noho ny hosoka na ny fahadisoana hafa.
Ireo tompon'andraikitra amin'ny fitantanana dia tompon'andraikitra amin'ny fanaraha-maso ny fizotran'ny tatitra ara-bola ataon'ny Tompon’andraikitra mnatanteraka ny asa
B-Ny andraikitry ny mpanamarin-kaonty amin'ny fanaraha-maso ny toe-bola
Ny tanjonay dia ny hahazo antoka tsara momba ny toe-draharaha ara-bola amin'ny ankapobeny dia tsy misy hadisoana, na noho ny hosoka na fahadisoana.
Ny fanomezan-toky ara-drariny dia fanomezan-toky fa ny fanaraha-maso atao mifanaraka amin'ny fanarahamaso ny fitantanam-bola iraisan’ny Mpandini-bola.
C-TATITRA ARA-BOLA nanomboka ny 12 Marsa 2024 hatramin'ny 15 Marsa 2025
1-FUND FROM REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) toTAMARA =28 666 600 du 12 au 23 Mars 24
· FanamboaranaTafo sy Fandokona Chambre n°01 sy n°02
· Fanamboarana Pompe @ Rano Fisotro
· Fanamboarana Ventillation Turbine
· Fanamboarana FATANA
2-FUND RECEIVED FROM (RCA) FIRST WIRE TRANSFERT=86 699 652 du Travaux du 25 Mars 24 au 17 Mai 24
· Fanamboarana TAFO sy fandokoana Chambre n: 01sy 02
· Fanamboarana TURBINE
· Fanamboarana FATANA Fonja MAJEUR
· ADMINISTRATION
· HEBERGEMENT ET PERDIEM
· CAMP PENAL 2 BAT
3 -REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) SECOND WIRE TRANSFERT
· EXPENSES DIVERS MAROAKANGA
4 -REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) THIRD WIRE TRANSFERT
· FANAMBOARANA DALLAGE TOKOTANY SY TOILETTE FONJA ANTSIRABE NY 17/09/24 HATRAMIN'NY 15/03/25
5- RECAPITULATION FUND from REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA)
6-ANNEXES
Tableaux financiers détaillés :
· Annexe 1 : FUND from REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) to TAMARA for EHM.
· Annexe 2 : REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) SECOND WIRE TRANSFERT
· Annexe 3: REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) SECOND WIRE TRANSFERT
· Annexe 4 : REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) THIRD WIRE TRANSFERT
· Annexe 5: RECAPITULATION FUND Received from REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA)
TRANSLATION
FINANCIAL REPORT from March 12, 2024 to March 15, 2025
Moringa Association Madagascar
A-Responsibilities of Management and Those Responsible for Fund Management
Management is responsible for the preparation and fair presentation of financial statements in accordance with "financial standards for programs receiving RCA funds", and for internal controls as deemed necessary by management for the preparation of financial statements that are free from material misstatement, whether due to fraud or other error.
Those responsible for management are responsible for monitoring the financial reporting process carried out by those responsible for executing the work.
B-Responsibilities of the Auditor in Monitoring Financial Statements
Our objective is to obtain reasonable assurance that the financial statements as a whole are free from material misstatement, whether due to fraud or error.
Reasonable assurance is assurance that the monitoring conducted complies with financial management monitoring standards adopted by Auditors.
C-FINANCIAL REPORT from March 12, 2024 to March 15, 2025
1-FUND FROM REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) to TAMARA = 28,666,600 from March 12 to 23, 2024
Roof Repair and Painting of Rooms #01 and #02
Repair of Drinking Water Pump
Repair of Turbine Ventilation
Repair of KITCHEN
2-FUND RECEIVED FROM (RCA) FIRST WIRE TRANSFER = 86,699,652 for Work from March 25, 2024 to May 17, 2024
Repair of ROOF and painting of Rooms n: 01 and 02
Repair of TURBINE
Repair of KITCHEN Major Prison
ADMINISTRATION
ACCOMMODATION AND PER DIEM
PENAL CAMP 2 BUILDINGS
3 -REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) SECOND WIRE TRANSFER
MISCELLANEOUS EXPENSES MAROAKANGA
4 -REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) THIRD WIRE TRANSFER
REPAIR OF CONCRETE SLAB FLOORING AND TOILET ANTSIRABE PRISON FROM 09/17/24 TO 03/15/25
5- RECAPITULATION FUND from REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA)
6-ANNEXES
Detailed financial tables:
Annex 1: FUND from REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) to TAMARA for EHM.
Annex 2: REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) SECOND WIRE TRANSFER
Annex 3: REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) SECOND WIRE TRANSFER
Annex 4: REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA) THIRD WIRE TRANSFER
Annex 5: RECAPITULATION FUND Received from REFORM CHURCH IN AMERICA (RCA)